FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • syr18 p. 2
  • Tatitra Maneran-tany 2018

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tatitra Maneran-tany 2018
  • Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Tatitra Maneran-tany 2019
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2019
  • Tatitra Maneran-tany 2017
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2017
  • Tatitra Maneran-tany 2020
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2020
  • Tatitra Maneran-tany 2021
    Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2021
Hijery Hafa
Tatitra Maneran-tanin’ny Vavolombelon’i Jehovah, Taom-panompoana 2018
syr18 p. 2

Tatitra Maneran-tany 2018

  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 87

  • Tany Nanao Tatitra: 240

  • Tontalin’ny Fiangonana: 119 954

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 329 317

  • Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 19 521

  • Tampon’isan’ny Mpitorya: 8 579 909

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 360 594

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2017: 1,4

  • Tontalin’ny Natao Batisab: 281 744

  • Salanisan’ny Mpisava Lalanac Maharitra sy Manokana: 1 267 808

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 446 642

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 2 074 655 497

  • Salanisan’ny Fampianarana Baibolyd Isam-bolana: 10 079 709

Nandritra ny taom-panompoana 2018,e dia 214 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra ny faritra, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 20 331 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

a Ireo mitory tsy tapaka ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra no antsoina hoe mpitory. (Matio 24:14) Manazava ny fomba anisana azy ireo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Firy ny Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah Eran-tany?”

b Manazava ny dingana tokony hataon’izay te ho lasa Vavolombelon’i Jehovah vita batisa ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Tokony Hataoko Raha Te ho Lasa Vavolombelon’i Jehovah Aho?”

c Vavolombelona vita batisa sady fakan-tahaka ny mpisava lalana, ary manolo-tena hitory ny vaovao tsara mandritra ny ora voafaritra, isam-bolana.

d Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ilay lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?”

e Nanomboka tamin’ny 1 Septambra 2017 ka hatramin’ny 31 Aogositra 2018 ny taom-panompoana 2018.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara