FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • T-fam p. 1-2
  • Ahoana no hahasambatra ny fianakavianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no hahasambatra ny fianakavianao?
  • Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao?
  • Mitovitovy Aminy
  • Mbola mahasoa antsika ve ny torohevitr’i Jesosy?
    Mbola Mahasoa Antsika ve ny Torohevitr’i Jesosy?
  • Iza no tena Andriamanitra?
    Iza no Tena Andriamanitra?
  • Azo ankafizina mandrakizay ve ny fiainana?
    Azo Ankafizina Mandrakizay ve ny Fiainana?
  • Mahavaha ny olana mahazo antsika ve ny Fanjakan’Andriamanitra?
    Mahavaha ny Olana Mahazo Antsika ve ny Fanjakan’Andriamanitra?
Hijery Hafa
Ahoana no Hahasambatra ny Fianakavianao?
T-fam p. 1-2
Ray aman-dreny falifaly misakambina ny zanany roa eny an-tokotany.

Ahoana no hahasambatra ny fianakavianao?

“Tsy maintsy tia ny vadiny tahaka ny tenany ny lehilahy tsirairay, fa ny vehivavy indray tokony hanaja lalina ny vadiny.”​—Efesianina 5:33.

Milaza ny Baiboly hoe:

  • Tsy tokony hivadika amin’ny vadiny ny olona manambady.​—Matio 19:4-6.

  • Hahita soa ny ankizy raha manaja sy mankatò ray aman-dreny.​—Efesianina 6:1-3.

Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.

Kaody atao “scan.”

© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara