Mbola hatsangana amin’ny maty ve ny olona akaikin’ny fonao?
“Ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana ny feony, dia hivoaka izy ireo.”—Jaona 5:28, 29.
Manome toky ny Baiboly hoe:
Hatsangan’Andriamanitra ny olona akaikin’ny fonao.—Asan’ny Apostoly 24:15.
Tena te hanangana an-dry zareo izy.—Joba 14:13-15.
Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania