FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Amramita”
  • Amramita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Amramita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Kehatita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kehata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jokebeda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Amrama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Amramita”

AMRAMITA

(Amramìta) [An’i Amrama].

Ireo taranak’i Amrama zafikelin’i Levy avy tamin’i Kehata. Fianakaviana iray anisan’ny fianakavian’ny Kehatita ny Amramita. Nitoby teo atsimon’ny tranolay niaraka tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata rehetra izy ireo, nandritra an’ilay dia tany an-tany efitra. Anjara fanompoan’ny Kehatita ny niandraikitra ny Vata, ny latabatra, ny fitoeran-jiro, ireo alitara, ireo fitaovana, ary ny lamba fanakonana nampisaraka ny Masina sy ny Masina Indrindra.​—No 3:27-31; 1Ta 26:23.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara