FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Arimatia”
  • Arimatia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Arimatia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Natahotra Intsony i Josefa avy any Arimatia
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Emaosy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jopa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gimzo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Arimatia”

ARIMATIA

(Arimatìa) [avy amin’ny teny heb., ary midika hoe “Haavo”].

“Tanànan’ny Jodianina”, tamin’i Jesosy teto an-tany. Avy any ilay Josefa nangataka ny fatin’i Jesosy mba halevina. Mpianatr’i Jesosy io Josefa io saingy tsy nisehoseho. (Lk 23:50-53; Mt 27:57-60; Mr 15:43-46; Jn 19:38-42) Maro no mihevitra ny toerana nisy an’i Arimatia ho i Rentis (Rantis) ankehitriny, tokony ho 35 km avaratrandrefan’i Jerosalema, ary tokony ho 26 km any atsinanan’i Jopa (Tel Aviv-Yafo ankehitriny).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara