FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Lakolosy”
  • Lakolosy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lakolosy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • B5 Ny Tranolay Masina sy ny Mpisoronabe
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • “Masina, Masina, Masina i Jehovah”
    Manatòna An’i Jehovah
  • Fahamasinana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpisoronabe
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Lakolosy”

LAKOLOSY

Zavamaneno poakaty vita amin’ny metaly, miendrika poara na vera mihohoka, ary mamoaka naoty tokana rehefa ampanenoana.

Ny Eksodosy no miresaka voalohany momba ny lakolosy, ao amin’ny fitantarana momba ny tranolay masina. Miverina impito ny hoe paʽamôhn (heb.) ao. Nisy lakolosy kely volamena nifanelanelana tamin’ny ampongabendanitra vita tamin’ny kofehy manga sy volomparasy somary mena ary mena midorehitra, ny morontongotry ny akanjo manga nanaovan’ny mpisoronabe.​—Ek 28:33-35; 39:25, 26.

Metsillah (heb.), avy amin’ny fototeny midika hoe ‘mangorintsina’ (1Sa 3:11), no ilazana ny lakolosy kely nafatotra teo amin’ny tadin-tsoavaly. (Za 14:20) Natao sokitra tamin’ireo lakolosy ireo ny teny hoe “An’i Jehovah ny fahamasinana!”, toy ny teo amin’ny “takela-bolamena” tamin’ny satroka lamban’ny mpisoronaben’ny Israely. Ny zava-drehetra mihitsy àry no nampahafantatra fa masina i Jehovah.​—Ek 39:30, 31; ampit. Za 14:21.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara