FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Delaia”
  • Delaia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Delaia
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Semaia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mehetebela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Elioenay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sanbala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Delaia”

DELAIA

(Delaià) [I Jehovah dia Nisintona [mba hamonjena]].

1. Mpisorona taranak’i Arona tamin’ny andron’i Davida, ary voatendry tamin’ny antsapaka mba ho lehiben’ny antoko-mpisorona faha-23.​—1Ta 24:1, 5, 18.

2. Zanakalahin’i Semaia, ary andriana tao an-dapan’i Joiakima Mpanjaka. Anisan’ireo nandre an’i Baroka namaky ny boky nosoratan’i Jeremia izy, ary toa nitantara izany tamin’ny mpanjaka. Novakina teo anatrehan’i Joiakima ilay horonam-boky avy eo. Nodorany anefa ilay izy, na dia niangavy azy tsy hanao izany aza i Delaia sy ny andriana roa hafa.​—Je 36:11-26.

3. Razamben’ireo olona tonga tany Jerosalema niaraka tamin’i Zerobabela tamin’ny 537 T.K., ary tsy afaka nanaporofo hoe Israelita izy ireo.​—Ezr 2:1, 59, 60; Ne 7:61, 62.

4. Zanakalahin’i Mehetebela, ary rain’ilay Semaia nokaramain’i Sanbala sy Tobia mba hampitahotra an’i Nehemia Governora.​—Ne 6:10-13.

5. Iray tamin’izy fito lahy zanak’i Elioenay, ary taranak’i Davida avy tamin’i Solomona.​—1Ta 3:10, 24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara