EFODA, II (Efôda). Rain’i Haniela. Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Manase i Haniela, ary nasain’i Jehovah notendrena hiandraikitra ny fizarana ny tany Kanana ho lovan’ny Israely.—No 34:16, 18, 23, 29.