FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hanatona”
  • Hanatona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hanatona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tiglato-pilesera (III)
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Marala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ita-kazina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sikerona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hanatona”

HANATONA

(Hanatòna) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “miantra; tsara fanahy”].

Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Zebolona. (Js 19:10, 14) Manam-pahaizana maro no mihevitra an’i Hanatona ho i Tell el-Bedeiviyeh (Tel Hanaton), tokotokony ho 10 km any avaratra avaratrandrefan’i Nazareta. Miresaka momba an’i Hanatona ny tantaran’i Tiglato-pilesera III mpanjakan’i Asyria, sy ny Takelaka Hita tao Amarna.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara