HELONA (Helôna) [avy amin’ny fototeny midika hoe “hery”]. Rain’i Eliaba mpiadidy teo amin’ny fokon’i Zebolona, rehefa nirenireny tany an-tany efitra ny Israely.—No 1:4, 9, 16; 2:7; 7:24; 10:16.