FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Horonita”
  • Horonita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Horonita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Sanbala
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Beti-horona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Horonaima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gasema
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Horonita”

HORONITA

(Horonìta) [An’i Beti-horona na Horonaima].

Teny ilazana ny fiavian’i Sanbala, iray tamin’ireo lehilahy nanohitra ny asa nataon’i Nehemia. (Ne 2:10, 19) Misy manam-pahaizana mihevitra an’i Sanbala ho avy any Horonaima, any Moaba (Is 15:5; Je 48:3), ary toa mitombina izany satria tononina miaraka amin’i Tobia Amonita sy Gasema Arabo izy. Milaza anefa ny ankamaroan’ny olona fa midika hoe teratany na mponina tany Beti-horona ny hoe “Horonita.” Tamin’ny voalohany, dia tao amin’ny faritany nomena an’i Efraima i Beti-horona Ambony sy Beti-horona Ambany.​—Js 16:1, 3, 5.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara