JIBNIA
(Jibnìa) [Nanorina i Jehovah].
1. Benjamita razamben’ny lehilahy iray atao hoe Mesolama.—1Ta 9:7, 8.
2. Zanakalahin’i Jerohama, sady Benjamita lohan’ny fianakaviambe iray niverina avy tany an-tsesitany tany Babylona.—1Ta 9:1-3, 7-9.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.