JADA (Jàda) [mety ho fanafohezana ny hoe Jedaia, izay midika hoe “Mahalala i Jah”]. Taranak’i Joda avy tamin’i Jeramela. Zanakalahin’i Onama i Jada ary rain’i Jatera sy Jonatana.—1Ta 2:3, 25, 26, 28, 32.