FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Fakana An-keriny”
  • Fakana An-keriny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fakana An-keriny
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Josefa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nankahala Azy Ireo Rahalahin’i Josefa
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
  • “Izaho Angaha Solon’Andriamanitra?”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • “Mba Henoy Kely Izao Nofiko Izao”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Fakana An-keriny”

FAKANA AN-KERINY

Fisamborana, fitondrana, ary fitanana olona an-keriny tsy araka ny sitrapony fa nofitahina na nampitahorina izy. Nomelohin’ny Lalàn’i Mosesy ho faty izay naka olona an-keriny na nangalatra azy, ka efa namidiny ilay olona, na mbola tratra tao aminy. (Ek 21:16; De 24:7) Nalain’ny rahalahiny an-keriny i Josefa zanak’i Jakoba ka namidiny ho andevo, talohan’ny nanomezana an’io lalàna io. (Ge 37:27, 28; 40:15) Notahin’Andriamanitra anefa i Josefa tany Ejipta, ary navelan’i Josefa ny helok’ireo rahalahiny.​—Ge 45:4, 5.

Nanoratra ho an’i Timoty ny apostoly Paoly hoe “tsy ho an’ny olo-marina no namoahana ny lalàna” fa ho an’ireo tsy tan-dalàna, anisan’izany ny mpaka olona an-keriny.​—1Ti 1:8-11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara