FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Mareda”
  • Mareda

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mareda
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Bitia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Farao
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Efera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jalona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Mareda”

MAREDA

(Marèda) [Fikomiana].

Zanakalahin’i Ezra, ary hita ao amin’ny tetirazan’ny fokon’i Joda ny anarany. Nanambady Ejipsianina i Mareda, dia i Bitia zanakavavin’i Farao, izay niterahany zanakalahy. (1Ta 4:1, 17, 18; jereo EZRA No. 1.) Mety ho nanana vady hafa koa i Mareda matoa miresaka momba ilay vadiny “jiosy” ny andininy faha-18.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara