MIKMETA
(Mikmèta).
Toerana teo amin’ny sisin-tany nanasaraka ny faritanin’i Efraima sy ny an’i Manase. Misy milaza azy io ho i Kirbet Joleijil, any atsinanana kelin’i Sekema. Izany dia mifanaraka amin’izay lazain’ny Baiboly hoe “tandrifin’i Sekema” i Mikmeta.—Js 16:5, 6; 17:7.