MISALA
(Misàla) [Toerana Fanontaniana].
Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Asera nomena ny Levita Gersonita, ary toa anarany koa ny hoe Masala. Mety ho tsy lavitra ny Tendrombohitra Karmela no nisy an’i Misala. (Js 19:24-26; 21:27, 30; 1Ta 6:74) Tsy fantatra anefa ny tena toerana nisy azy io.