FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Nama”
  • Nama

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nama
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Zila
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tobala-kaina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Lameka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Rehoboama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Nama”

NAMA

(Nàma) [Mahafinaritra].

1. Taranak’i Kaina, ary anabavin’i Tobala-kaina sady zanak’i Lameka tamin’i Zila.​—Ge 4:17-19, 22.

2. Zanakalahin’i Kaleba zanak’i Jefone, avy amin’ny fokon’i Joda.​—1Ta 4:1, 15.

3. Amonita vadin’i Solomona sady renin’i Rehoboama.​—1Mp 14:21; 2Ta 12:13.

4. Tanàna jodianina tany Sefela. (Js 15:20, 33, 41) Tsy tena fantatra izay nisy azy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara