FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Naftohima”
  • Naftohima

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Naftohima
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Mizraima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ejipta, Ejipsianina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lehabima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Naftohima”

NAFTOHIMA

(Naftôhima).

Anisan’ny taranak’i Mizraima, zanakalahin’i Hama. (Ge 10:6, 13, 14; 1Ta 1:11, 12) Matetika no milaza ny manam-pahaizana fa foko na firenena ny Naftohima satria toa amin’ny endriny milaza maro izy io, toy ireo anarana hafa voatonona miaraka aminy. Misy koa milaza fa avy amin’ny anaran’ilay faritra nonenany no nahatonga an’ilay anarana. Matetika àry izy io no ampifandraisin’izy ireo amin’ny teny ejipsianina midika hoe “ireo any amin’ny Vinany.” Raha izany no izy, dia anisan’ireo nonina tany Ejipta Ambany (tany avaratra) ny Naftohima. Tsy azo antoka anefa ny fahamarinan’izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara