FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Priska”
  • Priska

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Priska
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Akoila
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Akoila sy Prisila — Mpivady Fakan-tahaka Iray
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1996
  • Mitoria mba Hanao Mpianatra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • “Mitoria Foana ary Aza Mangina”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Priska”

PRISKA

(Priskà) [Vaviantitra]; Prisila (Prisìla) [Vaviantitra Kely].

Priska no ao amin’ny asa soratr’i Paoly, fa Prisila kosa no ao amin’ny an’i Lioka. Nanana endrika roa toy izany matetika ny anarana romanina.

Vadin’i Akoila i Prisila, ary miara-voatonona foana izy mivady. Nazoto nanompo izy ireo sady tia nandray vahiny, na olona iray ilay izy na maromaro matoa nivory tao an-tranony ny fiangonana, tany Roma sy Efesosy.

Niala tao Roma ry Akoila mivady, noho ny didy navoakan’i Klaodio Mpanjaka. Nankany Korinto izy ireo (taona t. 50), ary tsy ela dia tonga tany koa i Paoly, ka niara-nanao tranolay taminy. (As 18:2, 3) Niaraka tamin’i Paoly nankany Efesosy izy mivady ary nijanona kely tao, ka afaka ‘nanazava marina kokoa ny lalan’Andriamanitra’ tamin’i Apolosy, mpandahateny mahay. (As 18:18, 19, 24-28; 1Ko 16:19) Niverina kely tany Roma izy ireo (Ro 16:3-5), ary nankany Efesosy indray. (2Ti 4:19; 1Ti 1:3) Nifanerasera tamin’i Paoly izy ireo nanomboka tamin’ny taona 50 tany ho any mandra-pahafatin’izy io, afaka 15 taona teo ho eo. Nisy fotoana izy ireo tamin’izany “nanao vivery ny ainy” hamonjena azy.​—Ro 16:3, 4; jereo AKOILA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara