RAMATA-LEHY
(Ramàta-lèhy) [Toerana Avon’ny Valanorano].
Anarana nomen’i Samsona ny toerana iray tany Joda, izay namonoany Filistinina arivo lahy tamin’ny valanoranon’ampondra. Taolana mbola mando no namonoany azy ireo.—Mpts 15:16-18; jereo LEHY.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.