ROHAGA (Rohàga). Zanak’i Samera. Ny anarany no voatonona faharoa amin’ireo zanakalahin’i Samera, ao amin’ny tetirazan’i Asera.—1Ta 7:30, 34.