FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Familian-tsambo”
  • Familian-tsambo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Familian-tsambo
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Sambo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Tsy Hisy Hamoy ny Ainareo Ianareo”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
  • Fivoy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • “Saiky Nahita Loza Tany Amin’ny Ranomasina”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Familian-tsambo”

FAMILIAN-TSAMBO

Fitaovana ilaina mba hampandeha sambo. Nisy isan-karazany ny an’ireo sambolay fahiny. Nety ho fivoy tokana ilay izy na maromaro. Ny an’ny Romanina sy Grika kosa fivoy roa teo amin’ny vodisambo, ary toa tsy voatery niara-novoizina izy ireo satria samy hafa ny lavaka nitsofohany. Nofatorana tady ireo fivoy ka navoaka tetỳ ivelan’ny rano, rehefa niantsona ny sambo.

Nampiasana “fivoy familiana” ilay sambo nandehanan’i Paoly nankany Roma. Notapahina ireo vatofantsika tao Malta, ary raha mbola tsy nampiakarina ny lay anoloana, dia novahana ny tady namatotra an’ireo fivoy mba hampandrosoana an’ilay sambo ho amin’ny torapasika. Teo ilay izy no rendrika.​—As 27:40.

Oharina amin’ny familiana kelin’ny sambo lehibe ny lela, satria hahay hitondra tena izay mahafehy azy io.​—Jk 3:4, 5.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara