SALEDA (Salèda) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “mitsinjaka [noho ny hafaliana]”]. Zanakalahin’i Nadaba ao amin’ny fizarana misy ny taranak’i Jeramela, ao amin’ny tetirazan’i Joda. Maty tsy nanan-janaka i Saleda.—1Ta 2:25, 30.