FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tabela”
  • Tabela

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tabela
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Artaksersesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Peka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Rezina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitokia Amin’i Jehovah, Rehefa Miatrika Zava-tsarotra
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tabela”

TABELA

(Tabèla) [Tsara Andriamanitra].

1. Rain’ny lehilahy iray tsy voalaza anarana. Saika hanao an’io zanany io ho mpanjakan’ny Joda ny mpanjakan’ny Israely sy ny mpanjakan’i Syria, raha toa ka babon’izy ireo i Jerosalema renivohitra. Saika hanao izany izy ireo tamin’ny fotoana nanjakan’i Ahaza tany Joda fa i Peka kosa tany Israely (teo anelanelan’ny 762 T.K. tany ho any sy 759 T.K.).​—Is 7:5, 6.

2. Iray tamin’ireo nanoratra taratasy tamin’ny teny aramianina tany amin’i Artaksersesy mpanjakan’i Persa, mba hanakanana ny Jiosy tsy hanao ny asa fanorenana tao Jerosalema. Nitsahatra ny fanorenana ny tempoly vokatr’izany.​—Ezr 4:7, 24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara