FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tiberiasy”
  • Tiberiasy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tiberiasy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Andeha Isika Hizaha ny Ranomasin’i Galilia!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Manodidina ny Ranomasin’i Galilia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Galilia, Ranomasin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • A7-E Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoana Nataon’i Jesosy Tany Galilia (Fizarana 2)
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tiberiasy”

TIBERIASY

(Tiberiàsy).

1. Tanàna naorin’i Heroda Antipasy tamin’ny taona 18 tany ho any, ary nampitondraina ny anaran’i Tiberio Kaisara, mpanjaka romanina tamin’izany andro izany. Mbola Tiberiasy (Teverya) ny anaran’izy io. Tokotokony ho 25 km any atsinanana avaratratsinanan’i Nazareta izy io, eo amin’ilay tany lavalava eo amin’ny morony andrefan’ny Ranomasin’i Galilia, izay 210 m any ambanin’ny haabon’ny Ranomasina Mediterane. Tokotokony ho 15 km avy ao Kapernaomy i Tiberiasy raha manaraka ny moron-drano, ary 9 km avy eo amin’ny toerana ivoahan’ny Reniranon’i Jordana avy ao amin’ny Ranomasin’i Galilia. Tao no nipetraka i Heroda lehibem-paritra. Nisy loharano mafana nalaza maromaro teo atsimo kelin’io tanàna io. Indray mandeha ihany izy io no resahina ao amin’ny Soratra Masina.​—Jn 6:23; SARY, Boky Faha-2, p. 739.

2. Tiberiasy indraindray no niantsoana ny Ranomasin’i Galilia (Yam Kinneret), anarana nalaina avy tamin’ny anaran’ny tanànan’i Tiberiasy, izay teo amin’ny morony andrefan’ilay ranomasina.​—Jn 6:1; 21:1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara