FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zavamaniry Mangidy”
  • Zavamaniry Mangidy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zavamaniry Mangidy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Anana Mangidy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Azonao Atao ny Mitoetra ho Madio ao Amin’ny Tontolo Iray Maloto Fitondran-tena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
  • Loza Amelezan’i Jehovah ny Kristianisma Anarana
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
  • Fahatsapana Tsiro — Fanomezan’ny Mpamorona Tia Iray
    Mifohaza!—1998
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zavamaniry Mangidy”

ZAVAMANIRY MANGIDY

[Heb.: laʽanah; gr.: apsintôs].

Zavamaniry maro, matetika be tahony, ary mangidy be nefa mamerovero. Misy karazany maro any Palestina, indrindra any an-tany efitra. Ny Artemisia herba-alba, hazo madinika mirefy 40 sm, no tena betsaka any. Toy ny zavamaniry mangidy ny vokatry ny fitondran-tena maloto (Oh 5:4), ny tsy rariny sy ny tsy fahamarinana (Am 5:7; 6:12), ary ny mpivadi-pinoana. (De 29:18) Toy ny hoe hihinana zavamaniry mangidy sy nihinana izany tokoa i Joda sy Jerosalema teo an-tanan’ny Babylonianina. (Je 9:15; 23:15; Ft 3:15, 19) Zavatra mangidy sy misy poizina ilay zavamaniry mangidy resahin’ny Apokalypsy 8:11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara