FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zato”
  • Zato

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zato
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Binoy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sekania
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bigvay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Maloka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zato”

ZATO

(Zàto).

Razamben’ny fianakaviana lehibe iray niaraka tamin’i Zerobabela niverina tany Jerosalema, tamin’ny 537 T.K. (Ezr 2:1, 2, 8; Ne 7:13) Nandroaka ny vadiny hafa firenena ny sasany tamin’ny taranak’io fianakaviana io, rehefa tonga tany Jerosalema i Ezra. (Ezr 10:10, 11, 27, 44) Nanisy tombo-kase an’ilay “fianianana” natao taoriana kelin’izay ny lehilahy iray solontenan’io fianakaviana io, na olon-kafa nantsoina koa hoe Zato.​—Ne 9:38; 10:1, 14.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara