Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
4-10 JONA
Ny foto-dresaka
1. Nahoana no amin’ny ilàna azy indrindra izy io?
2. Ahoana no hampidirana ny tsirairay avy amin’ny hevitra?
3. Ahoana no hamintinana azy ho an’ny olona sahirana?
11-17 JONA
Fampidiran-dresaka mety, nalaina avy amin’ny boky Comment raisonner
1. Pejy faha-13, “Har-Maguédon”.
2. Pejy faha-10, “Avenir/Sécurité”.
3. Pejy faha-12, “Guerre/Paix”.
18-24 JONA
Amin’ny fanolorana ny boky Fomba hahavelomanao
1. Inona no hasongadinao?
2. Sary inona no hampiasainao?
25 JONA–1 JOLAY
Ahoana no
1.Hametrahana fototra ho amin’ny fiverenana mitsidika raha vao eo amin’ny fihaonana voalohany?
2.Hanairana ny fahalianana hianatra Baiboly any an-tokantrano?