Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana
2-8 JOLAY
Amin’ny fanolorana bokikely
1. Iza amin’ireo bokikely no hatolotrao, ary nahoana?
2. Amin’ny fomba ahoana no hampifandraisanao ny fanolorana amin’ny foto-dresaka?
3. Amin’ny fomba ahoana no hitarihanao izany ho amin’ny fampianarana Baiboly?
9-15 JOLAY
Amin’ny fomba ahoana no hanombohanao fampianarana
1. Raha vao eo amin’ny fitsidihana voalohany?
2. Amin’ny fiverenana any amin’ireo nametrahana bokikely?
16-22 JOLAY
Amin’ny fomba ahoana no mety hanaovana fanambarana raha:
1. Tsy mamoha varavarana ny tompon-trano?
2. Milaza ny lehilahy manambady fa hiantso ny vadiny izy?
3. Misy milaza hoe: “Tsy maniry hividy na inona na inona izahay”?
4. Milaza ilay olona hoe: “Miverena amin’ny manaraka”?
23-29 JOLAY
Nahoana no ilaina ny miverina...
1. Rehefa avy nametraka bokikely?
2. Rehefa tsy nisy olona tao an-trano?
3. Rehefa tena sahirana tokoa ilay olona?
30 JOLAY – 5 AOGOSITRA
1. Diniho indray ny foto-dresaka.
2. Diniho ny hevitra azo resahina sasany ao amin’ireo bokikely.