FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/94 p. 5
  • Valin’ireo Fanontanianareo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Valin’ireo Fanontanianareo
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Mitovitovy Aminy
  • Valin’ny Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mpiandraikitra Mitari-dalana — Ny Mpitan-tsoratra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Afaka Manao Bebe Kokoa ve Ianao mba Hanomezam-boninahitra an’i Jehovah?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mpitan-tsoratra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
km 7/94 p. 5

Valin’ireo Fanontanianareo

◼ Inona no tokony hataon’ny mpitantsoratra rehefa misy mpisava lalana maharitra mifindra mankao amin’ny kongregasiona?

Ny mpitantsoratra dia tokony hampahafantatra ny Fikambanana, amin’ny fampiasana ilay faritra ho amin’izany ao ambadiky ny Rapaoron’ny Kongregasiona (S-1). Tokony hifandray haingana koa amin’ny mpitantsoratry ny kongregasiona nisy ilay mpisava lalana teo aloha izy ary hangataka ireo karatra rehetra tahirizin’ny kongregasiona momba ny asan’ilay mpitory (S-21) ao amin’ny tarihin-taratasy ary koa taratasy fampahafantarana avy amin’ny Komitin’asan’ny Kongregasiona.

Rehefa manao fifindrana lehibe ny mpisava lalana iray matetika dia mahita zava-manahirana sasany amin’ny fanorenam-ponenana sy fahazoana fahazarana tsara amin’ny fanompoana. Feno fankasitrahana ny mpisava lalana iray rehefa manolotra fanampiana amim-pitiavana ho azy ireo loholona mba hisosa araka izay azo atao ny fifindrany ao amin’ilay kongregasiona vaovao.

Fampahatsiahivana: Tsy manome solon’ny Kara-panondro sy Fanendrena Mpisava Lalana (S-202) ny mpitantsoratra raha tsy ho an’ireo mpisava lalana izay mifindra kongregasiona eto anatin’ny faritr’i Madagasikara ihany. Ireo mpisava lalana izay very karatra, izay miova anarana noho ny fanambadiana na fisaraham-panambadiana, na izay mifindra avy any amin’ireo faritra karakarain’ny sampana hafa, dia tokony hahazo ny karany vaovao avy amin’ny Fikambanana, fa tsy avy amin’ny mpitantsoratra. Tokony hanoratra any amin’ny Fikambanana ny mpitantsoratra na ilay mpisava lalana, sady manazava ny tarehin-javatra ary mangataka karatra vaovao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara