Vaovao Teokratika
Nouvelle-Zélande: Nahatratra 12 867 ny tampon’isa vaovaon’ny mpitory, araka ny filazana asa tamin’ny Aogositra.
Thaïlande: Ny taom-piasana 1994 dia nifarana tamin’ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 1 487. Izany dia fitomboana 11 isan-jato raha oharina amin’ny antsalan’isa tamin’ny taon-dasa.
Trinité: Nahatratra 6 601 ny tampon’isan’ny mpitory tamin’ny Aogositra.