FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/05 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
km 6/05 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Mey

“Heverinao ve fa ho foana ny fahantrana indray andro any? [Avelao izy hamaly.] Mariho izay ampanantenain’Andriamanitra. [Vakio ny Isaia 65:21.] Miresaka ny fomba hahatanterahan’izany ity gazety ity.” Manaova fotoana aminy, mba hiresahanareo momba ny hoe: Rahoviana no ho tanteraka izany fiovana izany?

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona

“Saika ny olona rehetra no miresaka momba ny fandriampahalemana. Tsy mety miray saina anefa ny olombelona. Araka ny hevitrao, ho nofinofy fotsiny ve ny hisian’ny firaisan-tsaina? [Avelao izy hamaly.] Miresaka fitondram-panjakana iray, izay afaka mampiray an’izao tontolo izao ity gazety ity.” Vakio ny Salamo 72:7, 8, ary manaova fotoana aminy mba hiresahanareo ny fomba hahatanterahan’izany.

Mifohaza! 8 Jona

“Miaiky ny ankamaroan’ny olona fa tsy ampy fanatanjahan-tena izy ireo, na dia fantany aza fa ilaina izany mba hahasalama tsara. Sa tsy izany? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity ny soa ho azontsika raha manao fanatanjahan-tena tsy tapaka isika, sy ny fomba sasany ahafahana manao izany na dia be atao aza.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara