FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/13 p. 8
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 4/13 p. 8

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Mey

“Manao fahadisoana daholo isika. Araka ny hevitrao, mamela heloka ve Andriamanitra, na dia zavatra ratsy be aza no nataontsika?” [Avelao izy hamaly.] Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy faha-15 amin’ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey. Iaraho midinika ny fanontaniana voalohany ary mamakia andinin-teny iray, fara fahakeliny. Atolory ireo gazety ary manaova fotoana hiresahana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey

“Mba te hahalala ny hevitrao momba an’ity izahay. [Vakio ny 1 Jaona 4:8.] Maro no manaiky hoe marina izany, nefa misy koa mieritreritra hoe ratsy fanahy Andriamanitra satria izy no mahatonga ny loza voajanahary, na fara faharatsiny, mamela an’ireny hitranga. Ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Hazavain’ity gazety ity tsara hoe nahoana isika no tsy tokony hilaza fa ratsy fanahy Andriamanitra.”

Mifohaza! Mey

“Olana lehibe mampahatahotra ny olona ny heloka bevava. Misy mihevitra fa hihena ny heloka bevava raha ampitomboina ny polisy. Ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Fantatrao ve fa mampanantena ny Baiboly hoe ho foana ny heloka bevava? [Vakio ny Salamo 37:10, 11.] Miresaka momba an’izany ity gazety ity, ary manazava an’izay azontsika atao mba hiarovan-tena amin’ny heloka bevava.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara