FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/15 p. 8
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
km 4/15 p. 8

Fomba Fitory Modely

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey

“Raha ohatra ianao ka afaka manafoana olana iray eto an-tany, dia inona no hesorinao? [Avelao izy hamaly.] Milaza ny Baiboly fa tsy ho ela Andriamanitra dia hanafoana an’izay olana izay, sy izay rehetra mampijaly antsika. [Mamakia andinin-teny mifanentana amin’izany, na iray amin’ireto: Daniela 2:44; Ohabolana 2:21, 22; Matio 7:21-23; 2 Petera 3:7.] Resahin’ity gazety ity hoe ahoana no hanaovan’Andriamanitra an’izany ary rahoviana.”

Mifohaza! Mey

“Ianao ve mieritreritra hoe indray andro any ny olona rehetra mbola samy hanana trano tsara daholo, sady tsy hisy hahantra intsony? [Avelao izy hamaly.] Nampanantena an’izany mihitsy Andriamanitra. [Vakio ny Isaia 65:21, 22.] Hazavain’ity gazety ity fa afaka mahazo an’izany koa ianao rehefa hotanterahin’Andriamanitra ny fampanantenany.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara