HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 142-150
“Lehibe i Jehovah ka Tena Mendrika Hoderaina”
Lasa te hidera an’i Jehovah foana i Davida, rehefa nahita fa tsy misy fetrany ny fahalehibeazany
Toa an’i Davida ny mpanompon’i Jehovah tsy mivadika, ka tia miresaka momba ny asa lehibe ataon’Andriamanitra
Resy lahatra i Davida fa te hikarakara ny mpanompony rehetra i Jehovah sady mahavita an’izany