HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 22-24
Manana “Fo Mahalala” An’i Jehovah ve Ianao?
Noharin’i Jehovah tamin’ny aviavy ny olona
Toy ny aviavy tsara ny Jiosy sasany babo tany Babylona satria tsy nivadika
Toy ny aviavy ratsy kosa i Zedekia Mpanjaka sy ny olon-kafa satria nanao ratsy
Ahoana no hananantsika “fo mahalala” an’i Jehovah?
Hanome antsika “fo mahalala” azy i Jehovah raha mianatra ny Teniny sy mampihatra azy io isika
Mila mandinika ny fontsika amin’ny saina tsy miangatra isika, ary manaisotra an’izay toe-tsaina sy faniriana mety hanimba ny fifandraisantsika amin’i Jehovah