HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 28-31
Nomen’i Jehovah Valisoa Ilay Firenena Mpanompo Sampy
Namaly soa an’ilay firenena mpanompo sampy i Jehovah satria nanao zavatra ho azy izy io. Tsy vao mainka ve izy hankasitraka an’izay ataon’ny mpanompony tsy mivadika!
NY NATAON’NY BABYLONIANINA
Nanao fahirano an’i Tyro
NY ATAOKO
Inona ny ady ara-panahy ataoko izao?
NY SORONA NATAON’IZY IREO
Naharitra 13 taona ilay fahirano sady nandaniam-bola be
Nijalijaly ny miaramila babylonianina
Tsy nahazo karama izy ireo
NY SORONA NATAOKO
Inona avy ny sorona efa nataoko mba hahafahako manompo an’i Jehovah?
NAMALY SOA AZY IREO I JEHOVAH
Nomeny azy ho babo i Ejipta
VALISOA OMEN’I JEHOVAH AHY
Inona ny valisoa nomeny ahy?