NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Miezaha Hanana Toetra Tsara: Herim-po
NAHOANA IZANY NO TENA ILAINA?
Mba hahafahana mitory.—As 5:27-29, 41, 42
Mba hiatrehana ny fahoriana lehibe. —Mt 24:15-21
Ahitan-doza ny tahotra olona. —Je 38:17-20; 39:4-7
AHOANA NO HANANANA AZY IO?
Inona ny zavatra mampatahotra ahy rehefa eny amin’ny fanompoana, ka mila reseko?
JEREO ILAY VIDEO HOE HALAVIRO IZAY METY HAHATONGA ANAO HIVADIKA: TAHOTRA OLONA, DIA VALIO IRETO:
Nahoana isika no mila herim-po rehefa manompo?
Inona no ampifanoherina ao amin’ny Ohabolana 29:25?
Nahoana isika no mila miezaka ho be herim-po dieny izao?