HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | DANIELA 7-9
Naminany i Daniela fa ho Avy ny Mesia
Endrika Sary
“70 HERINANDRO” (490 TAONA)
“7 HERINANDRO” (49 TAONA)
455 T.K “Didy hanarenana an’i Jerosalema”
406 T.K Voaorina indray i Jerosalema
“62 HERINANDRO” (434 TAONA)
“HERINANDRO” (7 TAONA)
29 A.K Tonga ny Mesia
33 A.K “Novonoina’ ny Mesia”
36 A.K Nifarana ireo “fitopolo herinandro”