FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Aprily p. 5
  • Nanasitrana Tamin’ny Sabata i Jesosy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanasitrana Tamin’ny Sabata i Jesosy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Azo Atao Amin’ny Sabata?
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
  • Sabata, Andro
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Inona no araka ny lalàna ny fanaovana azy tamin’ny Sabata?
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
  • Inona no azo atao mandritra ny sabata?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Aprily p. 5
Lehilahy maty tanana manatona an’i Jesosy

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MARKA 3-4

Nanasitrana Tamin’ny Sabata i Jesosy

3:1-5

Nahoana i Jesosy no nalahelo mafy, rehefa nahita ny fihetsik’ireo mpitondra fivavahana jiosy? Nampian’izy ireo fitsipika kely be dia be mantsy ny Sabata, ka lasa enta-mavesatra. Tsy azo natao, ohatra, ny namono parasy. Rehefa natahorana ho faty ihany koa ny olona iray vao azo nositranina. Tsy azo notsaboina tamin’ny Sabata àry ny olona tapa-taolana na folaka. Hita hoe tsy nalahelo an’ilay lehilahy maty tanana ireo mpitondra fivavahana.

SAINTSAINO IZAO:

  • ‘Hentitra loatra sa tia mangoraka ny hafa no fahitan’ny olona ahy?’

  • ‘Inona no azoko atao mba hangoraka kokoa toa an’i Jesosy aho, rehefa misy olona mila fanampiana eo anivon’ny fiangonana?’

Anti-panahy roa mitsidika anabavy iray be atao ary miaraka aminy eo koa ny zanany lahy
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara