HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MARKA 7-8
Ento ny Hazo Fijalianao ary Manaraha Ahy Mandrakariva
Hoy i Jesosy: ‘Manaraha ahy mandrakariva.’ Mila miaritra àry isika. Ahoana no ampiharanao an’izany amin’ireto lafin-javatra ireto?
vavaka
fianarana
fanompoana
fivoriana
valin-teny any am-pivoriana