FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Aprily p. 6
  • Ho Lasa “Zava-drehetra ho An’ny Rehetra” Andriamanitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ho Lasa “Zava-drehetra ho An’ny Rehetra” Andriamanitra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Manatanteraka ny Fampanantenany Foana i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Nahoana Ianao no Hitana ny Teny Nataonao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
  • Hanjaka ny Fiadanana Mandritra ny Arivo Taona sy Aorian’izay!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • “Aoka ho Masina Ianareo”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Aprily p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 KORINTIANINA 14-16

Ho Lasa “Zava-drehetra ho An’ny Rehetra” Andriamanitra

15:24-28

Hoavy mahafinaritra no miandry antsika, raha tsy mivadika amin’i Jehovah isika. Vao mainka isika hatoky hoe ho tanteraka ny zavatra ampanantenainy, raha mafana fo isika miresaka momba an’ilay izy. Ho lasa “zava-drehetra ho an’ny rehetra” i Jehovah amin’ny faran’ny Fanjakana Arivo Taona. Nampirisihin’ny apostoly Paoly ny Kristianina mba hisaintsaina an’io fotoana io.

Anjely miaro ny mpanompon’i Jehovah mandritra ny fahoriana lehibe, olona ao amin’ny Paradisa, Jesosy manala ny satroboninahiny ary mamerina ny Fanjakana amin’i Jehovah Andriamanitra

Hahazo fitahiana be dia be isika ao amin’ny tontolo vaovao. Inona no tena tsy andrinao? Nahoana?

Nahoana ianao no resy lahatra fa ho tanteraka ny fampanantenan’Andriamanitra?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara