FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Febroary p. 6
  • Nandrava An’i Sodoma sy Gomora Ilay “Mpitsara ny Tany Manontolo”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nandrava An’i Sodoma sy Gomora Ilay “Mpitsara ny Tany Manontolo”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Sodoma
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gomora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fanontanian’ny mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Miomana ho amin’ny fanafahana mba ho ao amin’ny tontolo vaovao iray
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Febroary p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 18-19

Nandrava An’i Sodoma sy Gomora Ilay “Mpitsara ny Tany Manontolo”

18:23-25, 32; 19:24, 25

Inona no ianarantsika avy amin’izay nataon’i Jehovah tamin’i Sodoma sy Gomora?

  • Tsy handefitra foana amin’ny ratsy fanahy i Jehovah

  • Ireo manao ny sitrapon’Andriamanitra no ho tafavoaka velona rehefa hampihatra ny didim-pitsarany izy.—Lk 17:28-30

Rahalahy tanora iray misy manasa hisotro toaka sy hifoka sigara ary hiloka. Tsy manaiky anefa izy.

SAINTSAINO IZAO: ‘Malahelo ve aho rehefa mahita ny fitondran-tena baranahiny eto amin’ity tontolo ity?’ (2Pe 2:7) ‘Hita amin’ny zavatra ataoko isan’andro ve fa ny manao ny sitrapon’i Jehovah no zava-dehibe indrindra amiko?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara