FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Martsa p. 2
  • “Nizaha Toetra An’i Abrahama Andriamanitra”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Nizaha Toetra An’i Abrahama Andriamanitra”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Porofo Lehibe Indrindra fa Tia Antsika Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Nahoana i Abrahama no Nasain’Andriamanitra Hanao Sorona ny Zanany?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Tena Nanam-pinoana i Abrahama!
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Notsapain’Andriamanitra ny Finoan’i Abrahama
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Martsa p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 22-23

“Nizaha Toetra An’i Abrahama Andriamanitra”

22:1, 2, 9-12, 15-18

Azo inoana hoe nalahelo be i Abrahama rehefa hanao sorona an’i Isaka. Tsapantsika avy amin’izany koa hoe nalahelo be i Jehovah, rehefa nanome an’i Jesosy Kristy Zanany ho vidim-panavotana. (Jn 3:16) Manao ahoana ny fitiavan’i Jehovah an’i Jesosy, rehefa jerena ny teniny eo amin’ny andininy faha-2?

Sary: 1. Abrahama mitazona antsy ary miandrandra ny lanitra. Isaka mitsotra eo ambony alitara. 2. Jesosy eo amin’ny hazo fijaliana.

Tena tia antsika i Jehovah. Mandrisika anao hanao inona izany?​—1Ko 6:20; 1Jn 4:11

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara