FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Martsa p. 8
  • Iza koa no Azonao Asaina?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Iza koa no Azonao Asaina?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Efa Miomana ho Amin’ny Fahatsiarovana ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ezaka Manokana Manomboka Amin’ny 17 Martsa
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fanasana Fahatsiarovana Hozaraina Maneran-tany!
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fanampiana Ireo Rehetra Nampiseho Fahalianana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Martsa p. 8
Rahalahy iray manome fanasana Fahatsiarovana ho an’ny havany iray tsy Vavolombelona. Ao an-dakozia izy ireo, ary erỳ aoriana ny vadin’izy ireo mikarakara sakafo sady mifampiresaka.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Iza koa no Azonao Asaina?

Manao ezaka manokana isika isan-taona, mba hanasana ny olona eny amin’ny faritany hanatrika Fahatsiarovana. Tsy fantatsika ny ankamaroan’izy ireny. Tokony hasaintsika koa anefa ireo olona efa fantatsika. Mety ho vonona kokoa hanatrika Fahatsiarovana mantsy ny olona iray, raha olona fantany no manasa azy. (yb08 11 § 3; 14 § 1) Iza àry no azonao asaina?

  • Havana

  • Mpiara-miasa na mpiara-mianatra

  • Mpiara-monina

  • Olona iverenana mitsidika sy ireo ampianarinao Baiboly ary ireo efa nianatra taloha

Hasain’ny anti-panahy koa ireo olona tsy mitory intsony. Ahoana raha tsy ao amin’ny faritaninareo no mipetraka ilay olona fantatrao? Afaka mijery ny toerana sy ny ora hanaovana Fahatsiarovana any amin’izay misy azy ianao. Midira ao amin’ilay hoe MOMBA ANAY, eo amin’ny pejy fandraisana ao amin’ny jw.org/mg. Tsindrio avy eo ilay hoe “Fahatsiarovana.” Rehefa miomana ho amin’ny Fahatsiarovana àry ianao, dia eritrereto hoe iza avy no azonao asaina, ary asao izy ireo.

Sary: 1. Rahalahy iray mitory amin’ny mpiara-miasa aminy mandritra ny fiatoana. 2. Rahalahy iray mampiseho video amin’ny olona iray miasa ao amin’ny hotely.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara