FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Jona p. 2
  • Namela ny Fahadisoan’ireo Rahalahiny i Josefa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Namela ny Fahadisoan’ireo Rahalahiny i Josefa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Tokony ho Vonona Hamela Heloka Isika
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • “Izaho Angaha Solon’Andriamanitra?”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • ‘Manohiza Mifamela Heloka Amin-kalalahana’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
  • Mamela Heloka toy ny Ataon’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1994
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Jona p. 2
Josefa milaza amin’ireo rahalahiny hoe iza marina izy, ary gaga ireo rahalahiny mijery azy.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 44-45

Namela ny Fahadisoan’ireo Rahalahiny i Josefa

44:1, 2, 33, 34; 45:4, 5

Tsy mora ny mamela heloka, indrindra raha nanao fanahy iniana nampalahelo anao ilay olona. Inona no nanampy an’i Josefa hamela an’ireo rahalahiny?

  • Tsy nieritreritra ny hamaly faty i Josefa. Nojereny kosa raha efa niova ireo rahalahiny, mba hahafahany mamela azy ireo.—Sl 86:5; Lk 17:3, 4

  • Tsy nitana lolompo i Josefa. Vonona hamela heloka hoatran’i Jehovah kosa izy.—Mi 7:18, 19

Ahoana no ampisehoako hoe vonona hamela heloka hoatran’i Jehovah aho?

Sary: 1. Anabavy roa mifampiresaka ao amin’ny Efitrano Fanjakana. 2. Rahalahy roa mifandray tanana.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara