FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Jolay p. 6
  • Inona no Azontsika Kristianina Ianarana avy Amin’ny Paska?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Azontsika Kristianina Ianarana avy Amin’ny Paska?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona moa ny Paska?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Ny Loza Fahafolo
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • “Ho Fahatsiarovana ho Anareo” Izany
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Paska
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Jolay p. 6
Fianakaviana israelita iray mitsangana sady mihinana ny sakafon’ny Paska alohan’ny hialana an’i Ejipta.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 12

Inona no Azontsika Kristianina Ianarana avy Amin’ny Paska?

12:5-7, 12, 13, 24-27

Tsy maintsy nanaraka toromarika ny Israelita, raha tsy tiany ho faty tamin’ilay loza fahafolo ny lahimatoa tao amin’izy ireo. (Ek 12:28) Tsy maintsy nijanona tao an-tranony ny fianakaviana tsirairay ny alin’ny 14 Nisana. Nila namono ondrilahy na osilahy herintaona sy tsy misy kilema izy ireo. Tsy maintsy nafafy teo amin’ny tolàm-baravarana sy ny tataom-baravarana ny ran’izy io. Natono ny henan’ilay biby manontolo ary tsy maintsy nohanina haingana ilay izy avy eo. Tsy nisy nahazo nivoaka ny trano raha tsy rehefa maraina ny andro.—Ek 12:9-11, 22.

Miaro antsika koa ny fankatoavana. Afaka mieritreritra zavatra voafaritra tsara mampiseho an’izany ve ianao?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara