FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Janoary p. 16
  • Hanao Mpisava Lalana Mpanampy ve Ianao Amin’ny Martsa na Aprily?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hanao Mpisava Lalana Mpanampy ve Ianao Amin’ny Martsa na Aprily?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Eritrereto Dieny Izao Izay Hataonao
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Ampitomboy ny Fanompoanao mba Hiderana An’i Jehovah
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Valin’ireo Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Tadiavina — Mpisava Lalana Mpanampy 600
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Janoary p. 16
Mpitory vitsivitsy mivoaka ny Efitrano Fanjakana ary mitondra kalesy fampirantiana.

“Ny fitiavan’i Kristy no manery anay.”—2Ko 5:14

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hanao Mpisava Lalana Mpanampy ve Ianao Amin’ny Martsa na Aprily?

Te hanompo bebe kokoa ve ianao mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana? (2Ko 5:14, 15) Afaka mifidy ny hanatratra 30 na 50 ora izay manao mpisava lalana mpanampy amin’ny Martsa sy Aprily. Raha afaka manao an’izany ianao, dia omeo ny Komitin’ny Fanompoan’ny Fiangonana ny fangatahanao. Ampandrenesina amin’ny fiangonana, isam-bolana, ny anaran’ireo manao mpisava lalana mpanampy. Ho afaka hanohana azy ireo ny mpitory hafa amin’izay. Enga anie isika rehetra hanararaotra hifampahery sy hanatsara ny fahaizantsika mitory, mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana.—1Te 5:11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara