FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Jolay p. 13
  • Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tia Antsika Andriamanitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tia Antsika Andriamanitra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Hahafantatra Kokoa An’i Jehovah Ianao Raha Mandinika ny Zavaboariny
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Ampiasao ny Zavaboary mba Hampianarana ny Zanakao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 3: Nisy Namorona Tokoa ve Izao Rehetra Izao?
    Manontany ny Tanora
  • Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Jolay p. 13
Mandeha mitory ny rahalahy iray sy ny zanany. Mijanona kely izy ireo, ary tondroin’ilay rahalahy ny vorona iray eny ambony hazo.

Nasehon’i Jehovah hoe tena tiany isika, rehefa namorona izy. Azo antoka koa hoe efa tsy andriny izay handrotsahana fitahiana be dia be ho antsika satria miezaka manompo azy isika

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hita Amin’ny Zavaboary hoe Tia Antsika Andriamanitra

Mety ho variana amin’ny fiainana isika ka tsy hanam-potoana handinihana ny zavaboary mba hahitana hoe be fitiavana sy malala-tanana i Jehovah. Ampirisihin’i Jesosy anefa isika mba handinika ny zavaboary, ka hisaintsaina an’izay azontsika ianarana momba an’i Jehovah. —Mt 6:25, 26.

JEREO ILAY VIDEO HOE HITA AMIN’NY ZAVABOARY HOE BE FITIAVANA I JEHOVAH. VALIO IRETO AVY EO:

Ahoana no ahitana hoe tia antsika i Jehovah rehefa jerena ny...

  • singa nanaovany ny zavatra eto an-tany?

  • atmosfera?

  • ahitra?

  • fomba namoronany ny biby?

  • vavahadin-tsaintsika?

  • atidohantsika?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara